TONONKALO MALAGASY

TIA : Amboaran-tononkalo voalohany nosoratan'i Raozigasy.

Ho antsika mpanoratra tononkalo rehetra ato amin'ny www.vetso.serasera.org izay maniry ny hiantsana ny tononkalony , dia manoratà amin'i haja@serasera.org handaminana ny fandraisam-peo. Ho antsika rehetra manana takelaka manokana na ireo maniry ny hampahalala ny mombamomba azy dia manoratà amin'i haja@serasera.org. Ireo izay mamoaka boky ka maniry ny hanapariaka izany dia vonona ny eto hiara-miasa ihany koa

Vaovao

    Bois de rose, rakikira vaovaon'i Olga del Madagascar

    Tonga soa ny rakikira "Bois de rose" an'i Olga del Madagascar, CD audio notontosaina teto Italia, ka efa azo afarana sy vidiana manomboka amin'ny alatsinainy 30 aprily izao.Ampats... more

    Festival Jerijery andiany faha-X : Tratra ny tanjona

        Tence Mena anisan'ireo nanafana ny lanonana Nikatona ny alahady 30 oktobra lasa teo ny Festival Jerijery Vavatenina andiany faha-10. Naharitra 5 andro ny hetsika ka ny andron’ny al... more

    Fantaro ny Groupe Tsidika

      Maro amintsika no efa nahita ny “Groupe Tsidika” na tamin’ny fahitalavitra na re amin’ny fandraisam-peo, amin’ny alalan’ny kapila isan-karazany. Vitsy ihany ... more

    Loka fahatelo ho an'ny Duo Talilema

      An-kafaliana no ilazana amintsika ny fandraisan'ny tarika Talilema anjara tamin'ny fifaninana iraisam-pirenena Sharq Taronalari tao Samarkand (Ouzbekistan) ny 25 ka hatramin'ny 30 aogositra las... more

    Lasa vetaveta ve ny mpihra malagasy?

    Fetin’ny mozika izao, fetin’ny hira, fifalifaliana. Nankalaza izany isika teto Madagasikara tamin’ny faran’iny herin’andro iray lasa iny, raha tamin’ny Talata ko... more

    TIA sy INDRAM-PEO

    Miverina eto indray Raozigasy mitondra vaovao ho anao mpamaky. Nahita masoandro, i TIA : boky voalohany nosoratany. Tia : amboara voalohany narafitr’i Raozigasy ho fehezan-tononkalo, hizarany ... more

    Domoina Ratovozanany

    Iza moa i Domoina Ratovozanany ? Teraka tamin’ny 2 oktobra 1985, Domoina Ratovozanany dia anisan’ireo poeta tanora malagasy tena andrandraina ho lasa lavitra. Vao 12 taona izy no nan... more

    Toetra Raja

    I Toetra RAJA no maneho amintsika etoana ny tsiambaratelon'ny angaly ampiasainy amin'ny famoronana tononkalo. Mivelatra eto anivon'ny aterineto ny asa sorany ary ahitana santionany vitsivitsy ato amin... more

    Henintsoa Mirija RAZANADRABE

    Henintsoa Mirija RAZANADRABE, fantatra amin’ny solon’anarana oe Nantto na Nato. mitovy karazana amin’ny varongy ny nato. Somary malefadefaka izay izy. Ny hodiny dia hampiasana hanaov... more

    Arison Jaha Tontolo iray hafa

    Arison Jaha, tontolo iray hafa“Ny fihetseham-po tsisy valam-parihy”, izay teny vitsy izay no ahafahana milaza ny tontolon’i Arison Jaha. Mahita fy amin’ny tsisy dikany, ary man... more

Tononkalo vao tonga